Teny iditra voavaha (vaha)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Détaché, délié, effilé, rompu [1.3]
Ohatra 
1Odré itony, hoy i Voahirana nony voavaha ny vata [2.895]
2Ka raha tsy ho tsiny, efa voavaha ny saravim-pady, efa afa-takotra ny teny, ka mitenena [2.245]
Tovy hevitra vinaha
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20