|
|
|
|

Teny iditra 1  voavaha
Fototeny  2 vaha
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 détaché, délié, effilé, rompu [1.3#799]
Ohatra  5  Odré itony, hoy i Voahirana nony voavaha ny vata [2.895#110]
6  Ka raha tsy ho tsiny, efa voavaha ny saravim-pady, efa afa-takotra ny teny, ka mitenena [2.245#52]
Tovy hevitra  7 vinaha
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 4 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26