|
|
|
|

Teny iditra1  voavaly
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#806] à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille
Ohatra  5  [2.296#76] Kanefa, hoy ianao, hita fa tsy voavaly
6  [2.470] Tahaka ny voavaly bontana sahady ny fanesoan' ireo tovovavy mitady hifaninana aminy.
Fototeny  7  valy
Tovy hevitra  8  vinaly

Fivaditsoratra  9  ovilava, voavaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21