|
|
|
|

Teny iditra1  voavaly
Fototeny  2  valy
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#806] à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille
Ohatra  6  Kanefa, hoy ianao, hita fa tsy voavaly [2.296#76]
7  Tahaka ny voavaly bontana sahady ny fanesoan' ireo tovovavy mitady hifaninana aminy. [2.470]
Tovy hevitra  8  vinaly

Fivaditsoratra  9  ovilava, voavaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20