|
|
|
|

Teny iditra1  voavono
Fototeny  2  vono
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#857] tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné
Ohatra  6  [2.472#56] Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono.
7  [2.470#71] Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana.
Tovy hevitra  8  vonono

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11