|
|
|
|

Teny iditra1  voazara
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#868] partagé
Ohatra  4  [2.4] Na izany aza anefa, tsaroako ihany fa ni'sy totokiho sy don-damosina voazarako teny ho eny.
5  [2.293] Ary nony efa voazara ny hena, dia hoy izy:
Fototeny  6  zara
Haiendriteny 
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8  zinara
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny voazara io

Fivaditsoratra  10  avaroza, voazara

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21