|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voazava
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#869, 1.13] illuminé
4  [1.3#869] éclairé, rendu clair, distinct
5  [1.13] expliqué
Ohatra  6  Ireo dia voazava ao amin'ireto pejy manaraka ireto [2.424#]
7  Rehefa voalaza sy voazava ny foto-dresaka dia mifarana ny kabary fa tsy mba misy teny manokana fankasitrahana ny mpihaino [2.606#]

Teny iditra (2/2)8  voazava
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.13] pastèque, melon d'eau
Voambolana  11  Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  12  voanketsihetsy, voatavorano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10