Teny iditra vodihena (vody, hena)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay le derrière du boeuf; c'est la part réservée au souverain et aux seigneurs [Abinal 1888]
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hena ~ karatra
Voambolana 
Ohatra Ny vodihena miditra amy ny lapa asain' Andriamanjaka omena: [Callet: Tantara, takila 166]
Teny nalaina 

2013/11/12