|
|
|
|

Teny iditra1  vodiondry
Singan-teny  2  vody, ondry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Vola omen-dRazazalahy ny ho rafozany aorian' ny fangatahany an-dRazazavavy. heverina ho anisan' ny fototry ny fanambadianaka nahatonga ho mahamenatra ny "mitari-bady tsy lasam-bodiondry" -- Ny vodiondry dia natao koa hoe "hajam-bolana".
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7][vody ondry] the bride price
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8][vody ondry] présent donné aux parents de la fiancée
Ohatra  7  Eny, fa veloma ho ela velona anie ny mpanjaka, fa raha ela velona amy ny fanjakany izy, dia hisy vohitra maro foana hataoko vodiondry ho anao. [2.293]
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny vodiondry io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07