|
|
|
|

Teny iditra1  voditronga
Singan-teny  2  vody, tronga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ny tapany ambany amin' ny tahon' ny hazo izay tafajanona ao anaty tany rehefa notapahina ilay hazo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][vody tronga] the stump of a tree used as fuel
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3][vody tronga] les souches des arbres coupés
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Fivaditsoratra  8  voditronga, vody tronga

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30