Teny iditra | vodivodiana | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] [ vodivodiaña ] Manahinahy [1.78] | ||||||
Mahimahina, feno ahiahy ambony ihany [1.1] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Uneasy, suspicious [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Inquiet, soupçonneux [1.8] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vodivodiana io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |