|
|
|
|

Teny iditra 1  vohaina
Fototeny  2 voha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sokafana: Vohay ny varavarankely
5 Anokafana varavarana: Vohay aho fa mangatsiaka
6 Angatahan-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be opened; to have a door opened for one [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qu'on ouvre; pour qui on ouvre la porte [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13 vohana
Fikambanana  14 varavarana mirindrina mora vohaina

Fivaditsoratra  15 anavohy, 16 anovahy, 17 avaniho, 18 ihavano, 19 ihovàna, 20 ivohana, 21 vaohina, 22 voahina, vohaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04