|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vohavoha
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Landihazo efa voasaratsaraka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] fluffed-out cotton or other fiber
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] masse de coton ou autre fibre cardée; coton hydrophile
6  [1.196] (sens général : qu'on a ouvert, aéré). Nom donné au coton déjà cardé
Ohatra  7  Nisy vilia napetraky ny mpampianatra teo ambony varavaran-kely, nasiany rano sy vohavoha izay nametrahany tsaramaso valo. [2.332#52]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny vohavoha io

Teny iditra (2/2)10  vohavoha
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] Malemy, malambolambo raha tsapaina
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] Sens figuré : doux au toucher.
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  19  hahavovo, vahovaho, vohavoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21