|
|
|
|

Teny iditra1  vohitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Havoana
Tanàna kely: "Mijojo mipatraka ny oram-baventy ~ Mandena ny vohitra sy ny tanety"
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a hill
a village (formerly situated on a hill)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] élévation, colline
ville, village, hameau, maison avec enclos
6  [1.8] colline, montagne
village (situé sur la colline autrefois)
Ohatra  7  Tsy ela dia niakatra ilay vohitra misy azy rehetra. [2.470]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Haiendriteny 
9  Tsotra :
10  Tovonana :
Sampanteny 
11  Matoantenin' ny mpanao :
12  Matoantenin' ny iharana :
13  Matoantenin' ny fameno :
14  Anarana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Lohateny  127  Andry – Vohitry ny Horohoro (Rapatsalahy José Paul)
128  Ilay vohitry ny nofy (Andriamalala Emilson Daniel)
Ohabolana  129  Ohabolana misy io teny vohitra io
Lahatsoratra  130  Randzavola: vohitra ao amin' ny Baiboly (=> tanàna)
Sary 
131 

Fivaditsoratra  132  avohitr, hovitra, vohitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21