Teny iditra vokim-pelaka (voky, pelaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] Fombam-bolom-behivavy betsimisaraka taloha: avonkina ny volo apetaka eo ambony sofina havia sy havanana [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31