|
|
|
|

Teny iditra1  volavita
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza omby misy sorany manokana (misy fotsy ny handriny, ny tampon-damosiny, ny feny ary ny rambony) fanolotra ny mpanjaka hoenti-manaja azy, ka izay omby toy izany dia nolazaina ho azy na dia nanan-tompo aza
Ohatra  4  [2.48] ka dia tonga fanao sorona hoe omby volavita
5  [2.298] Natolotra ny vola tsy vaky sy ny omby volavita hanasinana ny andriamanjaka.
6  [2.472] Teo vao fantatro izany omby volavita izany : misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony
Voambolana  7  Toe-karena: fiompiana
Kamban-teny 
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny volavita io
Tsanganana sy sary iray takila  11  Soratr' omby
Sary 
12 

Fivaditsoratra  13  tavivola, volavita

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21