|
|
|
|

Teny iditra1  volkano
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [fr. volcan] Tendrombohitra mivoaka riakan' afo mahamay avy any ankibon' ny tany; afotroa [1.1]
Voambolana  4  Haibolantany
5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6  afotroa, volokano

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31