|
|
|
|

Teny iditra1  vololon-dravina
Singan-teny  2  vololona, ravina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny ravina mitsimoka sy vao mipoitra amin' ny akondro
enti-milaza ny endrika malandilandy sy malemilemy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] Bourgeon terminal du Bananier
jeunes pousses comestibles de la canne à sucre, de certains maïs, etc.
Ohatra  6  Atsy andrefana atsy re lahy hoy izy misy vololondravina roa mifanintona mifalia mahaiza miforitra ry zandry fa raha manantiana manova fa aza ny havana no asian-dratsy [2.131#302]
Voambolana  7  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06