Teny iditra volombodin-trano
Singan-teny volo ; vody ; trano
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny sisin' ny tafontrano anatiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The eaves of a roof [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Saillie du toit [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09