Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
vo
lo
nina
Fototeny
2
volona
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Ala-nenina mba haverina (ain' olona efa ho faty)
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
volonina
, voloniko, voloninao, voloniny, volonintsika, voloninay, voloninareo, volonin', volonin-, volonim-, voloni-
6
Ny lasa :
novolonina, novoloniko, novoloninao, novoloniny, novolonintsika, novoloninay, novoloninareo, novolonin', novolonin-, novolonim-, novoloni-
7
Ny hoavy :
hovolonina, hovoloniko, hovoloninao, hovoloniny, hovolonintsika, hovoloninay, hovoloninareo, hovolonin', hovolonin-, hovolonim-, hovoloni-
8
Filaza mandidy :
vo
lo
ny
Tovy hevitra
9
volombolonina
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12