Teny iditra volontera
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. volontaire] Miaramila tsy voantso fa nilatsaka an-tsitrapo faha-Ranavalona III [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: volontaire.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31