Teny iditra vombona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vombo ~ vovona

Teny iditra vombona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny riran-damosin' ny hazandrano [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the fins of a fish [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay nageoire [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra vombo ~ vovona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31