Teny iditra (1/2) | 1 vombona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezitra |
Voambolana |
4 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 5 vombo, vovona |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 7 vombona |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Ny riran-damosin' ny hazandrano |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] the fins of a fish |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] nageoire |
Voambolana |
12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 13 vombo, vovona |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16 |
![]() |