Teny iditra | 1 vom-pisaka |
Singan-teny | 2 vona, fisàka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fibango volo 5 [2.436] randram-bolo somary hafahafa fa randra nina malakolako ny volo, dia zairina boribory fisaka, an dia mipetapetaka tsy manendrika loatra |
Voambolana |
6 Fandram-bolo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/09 |