|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tonon-kofehy na tady, afatotra amin' ny tenany: Asio vona ny zoro mosaranao mba hahatsiarovanao ny hafatra. [1.1]
4  tarimo na atoditariana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  a knot, a bow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  noeud [1.3, 1.8, 1.13]
7  boucle
8  ganglion [1.13]
9  noeud, à une corde, à un mouchoir, etc. [1.196]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)19  vona
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21  nom d'un charme censé protéger l'amour ou l'amitié entre deux personnes (équivalent de Odi-fitia) [1.196]
Voambolana  22  Haizavamaniry

Teny iditra (3/4)23  vona
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25  Participe actif d'une drogue ; pigment d'une plante tinctoriale. Ce qui constitue le principe, l'essence, au sens abstrait, comme au sens concret. [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)27  vona
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  anaran-kazo mamoa [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  30  Antidesma petiolare Tul. (Phyllanthaceae). Nom relevé par Leandri et Faublée. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33  vano, vona

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08