|
|
|
|

Teny iditra1  vondraho
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vondrahina [Fitanisana]
Ohatra  3  [1.1] vondraho tsara io kisoa io fa hovonoina amin' ny fety
Fototeny  4  vondraka

Fivaditsoratra  5  havondro, vondraho

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19