Teny iditra vondromay
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Omby mavo misy pentina mena na maintimainty eny amin' ny lohany, hatony, vozony [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Soratr'omby

2009/09/01