Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
vongehina
Fototeny
2
vongika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Entina amim-pahasahiranana izaitsizy:
5
Inona ihany ity zavatra vongehinao ity ?
[
1.1
]
Haiendriteny
6
Ny ankehitriny :
vongehina
, vongehiko, vongehinao, vongehiny, vongehintsika, vongehinay, vongehinareo, vongehin', vongehin-, vongehim-, vongehi-
7
Ny lasa :
novongehina, novongehiko, novongehinao, novongehiny, novongehintsika, novongehinay, novongehinareo, novongehin', novongehin-, novongehim-, novongehi-
8
Ny hoavy :
hovongehina, hovongehiko, hovongehinao, hovongehiny, hovongehintsika, hovongehinay, hovongehinareo, hovongehin', hovongehin-, hovongehim-, hovongehi-
9
Filaza mandidy :
vongeho
Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17