|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vonitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.19] [Tankarana] palmier à piassava ; crin végétal
4  [1.196] (peut être de onitra : compensation, indemnité ; le « crin » de ces Arecaceaese vendait cher). Nom de divers Arecaceae exploités pour leurs fibres, dites 'crin végétal ». Suivant les régions :
Vonitra fibrosa (C.H Wright) Becc. (Arecaceae), réf. H.E. Moore Jr 9009 ; appelé aussi Dictyosperma fibrosum Wright ; [Betsimisaraka]
Vonitra utilis Jum. (Arecaceae). [Bezanozano]
5  [Tanala]
Ohatra  6  Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny. [2.643#]
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)10  Vonitra    
Sokajin-teny  11  anarana
Voambolana  12  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
13  Vonitra crinita  vonitrandrano
14  Vonitra fibrosa  vonitra
15  Vonitra nossibensis  madiovozona
16  Vonitra thouarsiana  vonitrambohitra
17  Vonitra utilis  vonitra, vonitrandrano

Fivaditsoratra  18  rantovi, rantovy, trano vy, vonitra

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/15