Teny iditra | 1 vonjivonjena |
Fototeny | 2 vonjivonjy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8] |
Ohatra |
6 vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina [2.472#] 7 Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/05 |