|
|
|
|

Teny iditra1  vonjy maika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [0] jereo vonjimaika
Ohatra  4  [4.27#2011/01/21] Rehefa vonjy maika dia tsy natao haharitra
5  [2.643#51] Nanao trano vonjy maika tamin-dravim-pontsy izahay

Fivaditsoratra  6  vonjimaika, vonjy maika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21