|
|
|
|

Teny iditra1  vono botretra
Singan-teny  2  vono, botretra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] fampisehoana toetra tsara fanahy na badobado mba hanambakana na hiheveran' ny hafa ny tena ho tsara na olona tsotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/19