Teny iditra vonoy (vono)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonoina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Vonoy ny jiro [1.1]
2Vonoy aho raha hovonoinao, hoy I Feno. [2.472]
3Ary dia miravà body amin' ny lasy hianareo fa sasatra, ary dia vonoy ny ombinareo sy zarao ny varinareo. [2.48]
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31