Teny iditra | 1 vonoy |
Fototeny | 2 vono |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana vonoina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] |
Ohatra |
6 vonoy ny jiro [1.1] 7 vonoy aho raha hovonoinao, hoy I Feno. [2.472] 8 Ary dia miravà body amin' ny lasy hianareo fa sasatra, ary dia vonoy ny ombinareo sy zarao ny varinareo. [2.48] |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vonoy io |
Fivaditsoratra | 10 ovony, vonoi, vonoy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |