Teny iditra vonzena (vonzy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Vers où, chez qui on se rend, qu'on visite: Ny tanàna io vonzentsika any io ! (C'est bien ce village où nous voulions aller, non ?)
Qu'on suit
Qu'on poursuit: Nivonzen-zaza i Mangamanga (les enfants poursuivirent Mangamanga) [1.6]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : vonzeo

Teny iditra vonzena (vonzy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Qu'on secourt, qu'on aide, qu'on assiste, qu'on soigne, qu'on délivre [1.6]
Haiendriteny 
Filaza mandidy : vonzeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/29