Teny iditra voro-damba (vorotra, lamba)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy ny lamba efa rovitra sy potika ka tsy misy asany loatra intsony raha tafina [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy ¶ rags [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay haillons, chiffons, restes usés des étoffes, des habits
¶ figuré: terme de mépris pour rabaisser les étoffes [Abinal 1888]
 ¶ chiffons [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31