|
|
|
|

Teny iditra1  voro-kitsay
Singan-teny  2  vorotra, 3  kitsay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5  tapa-damba tonta sady maloto no rovitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  tattered clothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  haillons [1.8]
Ohatra  8  Vavikely firy no mahakarakara toy izany ny zandriny kely vao teraka, ampatoriana eo ambony baoritra na vorokitsay hany kidoron' ny mahantra? [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12