Teny iditra | 1 vorombato |
Singan-teny | 2 vorona, 3 vato |
Sokajin-teny | 4 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 espèce de tiercelet [1.54] |
Kamban-teny rehetra |
|
Voambolana | 8 Haibiby: vorona |
Tovy hevitra | 9 viko-viko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |