|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  voromahery
Singan-teny  2  vorona, mahery
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Karazam-borona mpihaza sy mpihinankenam-biby velona; mety ho lehibe sy matanjaka ny voromahery any an-tany hafa ka mahazaka zanak' omby na zanak' ondry
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] an eagle
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54] aigle, épervier royal
7  [1.8] aigle
Voambolana  8  Haibiby: vorona
Lohateny  9  Voromaherin' Ambohijoky (Andrianasolo Benoît)
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny voromahery io
Lahatsoratra  11  Randzavola: voromahery ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  voromahery
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Tambahoaka] mpitondra ny many

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/01