Teny iditra voromanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny entina ilazana olona tiana: Raha tsy tian' ny hafa aza, ravoromangako kosa ! [1.1]

Teny iditra voromanga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Voromahailala [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra voromamanga

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31