|
|
|
|

Teny iditra1  vorombato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaran' akoholahy mahery miady fahizay, izay karazan' akoho vaventy ary somary mifaingoka ohatra ny an' ny boloky ny vavany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.54] espèce de tiercelet
Voambolana  5  Haibiby: vorona
Singan-teny  6  vorona, vato
Tovy hevitra  7  viko-viko
Anaram-biby 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10