|
|
|
|

Teny iditra1  vorona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana itambarana iantsoana ireo karazam-biby manidina misy elany roa solon' ny tongony anoloana, ka roa ihany ny tongony ary rakotra vola manokana -- izay nantsoina indrindra hoe: volom-borona -- ny tenany; manatody izy fa tsy miteraka.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a bird, esp. waterfowl
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.54, 1.8, 1.13] oiseau
Ohatra  6  Eny andrefan-tranonay
misy vorona roa mangamanga
[2.131]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
8  Haibiby: vorona
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lohateny  78  Ilay Vorona Mena (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  79  Ohabolana misy io teny vorona io

Fivaditsoratra  80  norova, vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21