Teny iditra (1/3) | 1 vorondreo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.54] oiseau au cri plaintif |
Ohatra |
5 [2.131] koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza. 6 [2.895#] Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. |
Voambolana |
7 Haibiby: vorona |
Singan-teny | 8 vorona, reo |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny vorondreo io |
Teny iditra (2/3) | 13 vorondreo |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.196] (de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements. [Betsileo]
|
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Singan-teny | 17 vorina, reo |
Teny iditra (3/3) | 18 Vorondreo |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
20 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 21 vorondreo |
Fivaditsoratra | 22 vorondreo, Vorondreo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/19 |
![]() |