Teny iditra vorotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fototry ny vihy [1.1]
Tovy hevitra voritra

Teny iditra vorotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Potika na sombinjavatra tsy misy nana azy intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Lambeaux, haillons, chiffons [1.3]
Ohatra Napetraka ambony gony teo an-tsisin-tanimboly, nofonosina vorotra bodofotsy, nandritra ny fotoana niasan' izy mivady. [2.472]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10