|
|
|
|

Teny iditra1  vosi-malaza
Singan-teny  2  vositra, malaza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] anarana ilazana ireo omby vositra matavy sady makadiry izay atao fanomezana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07