|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vosirina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao tonga vositra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be castrated
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on châtre
6  [1.196] action de castrer pour les animaux
Ohatra  7  [2.643#213] Rehefa lehibe ny ombilahy dia vosirina izy mba hahatavezina, ary izany no nilazana azy hoe "omby vositra.
Voambolana  8  Haibiby: fitsaboina momba ny biby
Fototeny  9  vositra
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14  vosirana

Teny iditra (2/2)15  vosirina
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  17  [1.7] to be nipped off (of shoots of plants)
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.8] dont on pince les bouts (se dit des plantes)
19  [1.196] ébourgeonnement ou taille en vert ; on emploie surtout ce terme pour le tabac, la tomate, etc.
Voambolana  20  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fototeny  21  vositra
Haiendriteny 
22  Ny ankehitriny :
23  Ny lasa :
24  Ny hoavy :
25  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  26  vosirana

Fivaditsoratra  27  ranovisy, vosirany, vosirina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21