Teny iditra (1/2) | 1 vosirina |
Fototeny | 2 vositra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Atao tonga vositra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be castrated |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on châtre 7 [1.196] action de castrer pour les animaux |
Ohatra |
8 Rehefa lehibe ny ombilahy dia vosirina izy mba hahatavezina, ary izany no nilazana azy hoe "omby vositra. [2.643#213] |
Voambolana |
9 Haibiby: fitsaboina momba ny biby |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 14 vosirana |
Teny iditra (2/2) | 15 vosirina |
Fototeny | 16 vositra |
Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.7] to be nipped off (of shoots of plants) |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.8] dont on pince les bouts (se dit des plantes) 20 [1.196] ébourgeonnement ou taille en vert ; on emploie surtout ce terme pour le tabac, la tomate, etc. |
Voambolana |
21 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 26 vosirana |
Fivaditsoratra | 27 ranovisy, vosirany, vosirina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |