|
|
|
|

Teny iditra1  vosobosotra
Fototeny  2 vosotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mba olona tia vosotra koa Rangahy iny!
5 Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a joke, a jest [1.2#790]
Fanazavàna teny frantsay  7 [duplicatif diminitif] [1.3#862]
Ohatra  8  Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa [2.314#]
Tovy hevitra  9 vosotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08