Teny iditra | 1 votoaty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny ao anatin' ny hazo, ilay faritra malemy fotsifotsy ao anatiny Ny tena fotony amin' ny zavatra iray: Ny fananana herimpo no votoatin' ny angano hoe: Imbahitrila. |
Ohatra |
4 [2.4#27] Betsaka ny zazalahy azoko novadina raha tiako, ireny rehetra ireny anefa ravindravina ivelany fotsiny fa ny tena votoaty tsy misy. |
Voambolana |
5 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Haiendriteny |
|
Tsipelina hafa | 8 votiaty |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny votoaty io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |