Teny iditra votre
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] vitsika lehibe [Rakotosaona 1975]
Voambolana 

Teny iditra votre
Sokajin-teny mpamaritra
Fandikana malagasy anareo, areo: Votre pays: ny tanin-drazanareo. Vos biens: ny fanananareo
¶ nao (raha teny entina hanaja olona iray) [Malzac 1893]
 -nao, -areo [Sims 1969]

Teny iditra vôtre
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fandikana malagasy ny anareo, ny anao: Ma maison et la vôtre: ny tranoko sy ny anareo [Malzac 1893]
 ny anao, ny anareo [Sims 1969]

Teny iditra vôtre
Sokajin-teny anarana
Fandikana malagasy ny anareo, ny anao: Voici le vôtre, voilà le nôtre: inty ny anareo, itsy ny anay [Malzac 1893]
 ny anao, ny anareo
¶ ny havana aman-tsakaizanareo, ny vazivazinao: Je suis des vôtres: namanareo aho [Sims 1969]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31